|
|
|
|

Teny iditra1  fanatsidradraka
Fototeny  2 tsidradra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina manatsidradra na manatsidradraka, manainga ho avo: Edrey! ity fanatsidradran' Ikoto ny tongony. [1.1]
Tovy hevitra  5 fanatsidradra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12