Entrée tsianjery
Mots élémentaires tsy ; jery
Partie du discours nom
Explications en malgache Fomba fianarana na filazana zavatra tsy mijery boky fa ankandrina fotsiny amin' izao [1.1]
Explications en français Récitation [1.13]
Exemples 
1tsy maintsy amin'ny fotoana sy fihetsika voafetra miaraka amin'ny tsianjery amin'ny teny tsy fantatra! [2.532]
2Tsy fantany mantsy fa vitako tsianjery hatramin'ny famindran'ny tongony [2.471]
3Toa zary hira akory aza ilay fivavahana tsianjery miverimberina [2.470]
Autres orthographes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/04/03