| Entrée (1/3) | 1 tsia |
| Partie du discours | 2 adverbe [Liste complète] |
| Explications en malgache |
3 Teny fandavana fanao amin' ny valinteny: Tany an-tsena ve ianao aninaraina? -- Tsia. Indraindray koa anefa atao eo an-doha fehezanteny misy fandavana izy: Tsia, tsy azoko ekena mihitsy ny fangatahanao [1.1] |
| Explications en anglais |
4 no [1.7] |
| Explications en français |
5 non [1.8] |
| Exemples |
6 tsia dia tsia, Sanatria!
[1.227#]
7 Tsia. Ento ireo, lehiroa. [2.528#22] 8 Ka hanaiky va ianareo sa tsia? [2.298#] |
| Analogues | 9 aha |
| Entrée (2/3) | 10 tsia |
| Partie du discours | 11 pronom [Liste complète] |
| Explications en malgache |
12 isika [Tanala]
[1.78] |
| Synonymes | 13 tsiana |
| Tableaux et planches |
14 Tous les pronoms |
| Entrée (3/3) | 15 tsia |
| Partie du discours | 16 nom |
| Explications en malgache |
17 zazavavy [Taisaka]
[1.78] |
| Anagrammes | 18 atsy, 19 sita, 20 tasy, 21 tsia, 22 tsy a- |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|