| Entrée (1/2) | 1 tsemboka |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 Rano mivoaka amin' ny mason-koditra rehefa miasa mafy na avy nihazakazaka na raha misy zavamahatahotra tampoka na koa rehefa mafana izaitsizy ny andro: Masirasira ny tsemboka. (Tsara homarihina anefa fa ny teny fampiasa matetika amin' io hevitra io dia ny sampanteny avy aminy hoe: "hatsembohana" na "fahatsembohana") [1.1] |
| Exemples |
4 Tsy nahatombina intsony ny sainy, fa toy ny marary izy, ka tera-mena sy tsemboka be ihany ny tarehiny.
[2.324]
|
| Dérivés |
|
| Tous les mots composés | 20 2 combinaisons de ce mot |
| Vocabulaire | 21 Biologie |
| Analogues | 22 dinitra, dinitrombalahy, jijaka, jijika |
| Proverbes | 23 Proverbes contenant ce mot |
| Entrée (2/2) | 24 tsemboka |
| Partie du discours | 25 adjectif |
| Explications en malgache |
26 Mivoaka hatsembohana: Efa tsemboka ny marary ka angamba hiafana ny tazony [1.1] |
| Analogues | 27 mivoadinitra, mivoajijaka, mivoajijika, ranoiray, vonto, tsembodratsy |
| Mis à jour le 2025/10/08 |
|