Entrée tsato-kazo
Mots élémentaires tsatoka ; hazo
Partie du discours locution
Explications en malgache Hazo atohana ny voly [1.1]
Exemples 
1Nofefeny tsatokazo madinika manodidina. [1.436]
2Tsatokazo mpanondro eo an-tsampanan-dàlana ity: tsy hisakana anao tsy handroso, fa mihazona anao kely hieritreritra. [2.296]

Mis à jour le 2023/07/24