Entrée tsara va
Mots élémentaires tsara ; va
Partie du discours locution
Explications en malgache Fiarahabana fanao raha Andriana ilay arahabaina: Tsara va, Tompoko [1.1]
Explications en anglais A greeting: tsara va? are you well? [1.7]
Explications en français Salutation à la noblesse autrefois: tsara va? comment allez-vous? [1.8]
Exemples Andriamanelo no nanavaka ny fiarahabana ny Andriana amin'ny "Tsara va Tompoko" [2.508]
Vocabulaire 
Analogues  kaosy

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/01