|
|
|
|

Teny iditra 1  tsaraina
Fototeny  2 tsara
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Tapahina izay manana ny marina na ny diso, tapahina izay meloka sy izay manana ny rariny: Anio no hotsaraina ny adinay
5 Lanjalanjaina ka tapahina ny momba...: Notsaraina izy ka afaka tamin' ny karatra [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :
Fikambanana  10  Fitenena, anaran-tany, sns miisa 2 misy io teny io

Fivaditsoratra  11 asitrana, 12 itsarana, 13 sanatria, tsaraina

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04