|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tsara fo |
| Singan-teny | 2 tsara, 3 fo |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 ilazana ny olona miramirana, tsy mba tezitezi-poana ary mora mamela ny hadisoan' ny sasany taminy
[1.1] |
| Fivaditsoratra | 6 fatsora, 7 fosatra, 8 safotra, tsara fo |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|