|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  tsakoahina
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fikainkon' ny hendratrendrany mampisaraka ny tratra sy ny kibo tainpoka ka mahatonga feo hafahafa vokatry ny rivotra mandalo eo amin' ny vavalalan-drivotra: Saiky matetika vokatry ny hatsiaka no mahatonga ny tsakoahina. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 hoquet. [1.3]
Voambolana  5  Fahasalamana

Teny iditra (2/2)6  tsakoahina
Sokajin-teny  7  matoanteny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  8 Voan' ny tsakoahina: Tsakoahina Ibalita kely. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 qui a le hoquet. [1.3]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
Voambolana  13  Fahasalamana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12