|
|
|
|

Teny iditra 1  tremalahy
Singan-teny  2 trema, 3 lahy
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 olona manankarem-be [1.1]
6 mpanefoefo [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  7 richard [1.13]
Ohatra  8  Randriampenoo, hono, no dia aneren-Renilezo an-dRazay, fa trema lahy moa ry Rainialisoa rainy [2.324]
Mpanahaka  9  be fofon' aina, 10  feno tsoka, 11  komohina, 12  manam-be hovangoana, 13  matevina, 14  metroka, 15  mianjady amin' ny fananany, 16  mihary zaka, 17  milomano amin' ny harena, 18  miravoravo manana, 19  mpanalina, 20  mpanarivo, 21  mpanefohefo, 22  mpangoron-karena, 23  mpanjatobe, 24  mpanontany ny ory, 25  ngetroka, 26  saingona, 27  tovinjaka

Fivaditsoratra  28 mihelatra, tremalahy

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22