|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 matevina |
| Fototeny | 2 tevina |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Lehibe ny indrakeliny: Boky matevina ~ Akanjo matevina
5 Mifanizina, mikitroka mikirindro: Ala matevina ~ Matevina izany zavona izany 6 Marihitra: Matevina izany ranom-bary izany 7 Manankarena, tremalahy: Ireny olona matevina [1.1] 8 tsipika na soratra matavitavy [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 épais; gras
[1.13] 10 fourré [1.196] |
| Ohatra |
11 Tao aoriana ny poketrany, ary natevina
[2.4#57]
12 Na taiza na taiza dia samy natevina sy maro karazana ny fandraisana anjara [4.27] 13 zavatra henjana, matevina, mitarehim-baoritra, tsy misy mason-tenony intsony. [2.472] 14 Ilay volony tsy nitsaha-nihintsana teo ho eo aza, dia endre, naniry ho azy ka azo atao tanana ivoho matevina tsara. [2.470] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 19 Fikambanana 10 amin' io teny io |
| Ohabolana | 20 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/13 |
|