|
|
|
|

Teny iditra1  tranovorona
Singan-teny  2 trano, 3 vorona
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Anarana ilazana ny vatam-paty nohaingoina eo ambony lampihazo rehefa anaovana fombam-pivavahana any am-piangonana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 un cercueil, une bière, un catafalque [1.3]
Ohatra  7  Ary ny mpanjaitra rehetra nangonina nanjaitra tranovorona. [2.48]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12