|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 Tranotelo |
| Singan-teny | 2 trano, 3 telo |
| Sokajin-teny | 4 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
| Ohatra |
5 Ny faritra faharoa dia tao am-bavaranon'i Manombo, dia ny tanàna Fitsitike sy tranotelo izay natao hoe Manombo taty aoriana.
[2.508#]
|
| Fangi-bolantany | -18.3333333+45.2333333 |
| Voambolana | 6 Haitoetany: tanàna |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/08 |
|