|
|
|
|

Teny iditra1  tranomaizina
Singan-teny  2 trano, 3 maizina
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Trano itanana an' ireo voaheloky ny fitsarana noho ny heloka bevava vitany; fonja [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 a prison [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 prison [1.8]
Ohatra  8  Rehefa nanaiky izy roa lahy, dia noravana ny olona, ka nampidirina tany an-tranomaizina izy telo mianaka. [2.324]
9  Nitsoaka ny mpiambina ny tranomaizina. [2.472]
Lahatsoratra  10 Randzavola: tranomaizina ao amin' ny Baiboly

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12