|
|
|
|

Teny iditra1  trano lay
Singan-teny  2 trano, 3 lay
Sokajin-teny  4  kambanteny
Ohatra  5  Lasa niditra tao amin' ny tranolay izy, ary izaho kosa nandeha haka kitay. [2.643#]
6  Mandehana any amin' ny lalina, izany hoe mipetraha amin' ny tranolay mandrakariva, mamela ny rivotra hifafy amin' ny tena manontolo. [1.369#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/10