Entrée |
trandraka
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Fiasana tany amin' ny angady, fihadiana tany Fikarohana amin' ny alalan' ny famotopotorana. [1.1]
|
Dérivés |
|
|
Entrée |
trandraka
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Biby antonontoniny ohatra ny voalavo, lavalava mitsokotsoko ny vavany ary mahery tahaka ny tsilo ny volony (toy izao ny fomba fiainan' ny trandraka: milevina indray mandeha isan-taona ao anaty lavany izy ka tapitra orana no misitrika izy ary tsy mivoaka raha tsy efa midon-tokana indray; kankana trongisiny amin' ny vavany no haniny) [1.1]
|
Explications en anglais | Tail-less tenrec ( Tenrec ecaudatus)
[5.en.https://www.tenrec.org]
|
Explications en français | Tenrec commun ( Tenrec ecaudatus)
[4.22, 5.fr.https://www.tenrec.org]
|
| Grand tenrec, tangue [5.fr.https://www.tenrec.org]
|
| [Sakalava-Mayotte]
Hérisson [1.405]
|
Explications en allemand | Großer Tanrek [5.de.https://www.tenrec.org]
|
Nom scientifique | Tenrec ecaudatus |
Exemples |
1 | Raha tsy mahazo toky tsy an-dava-bato ny trandraka.
[2.245]
|
2 | "Dia anao ny tany fangalan' akanga, fangalan' tsipoy fangalan' orana, fangalan' trandraka, " hoy Andriainasinavalona.
[2.48]
|
|
Vocabulaire |
Synonymes | |
Autres orthographes |
Proverbes |
|