|
|
|
|

Teny iditra1  fitrandrahana
Fototeny  2 trandraka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fiasana tany amin' ny angady, fihadiana tany: Tsy zava-mora akory ny fitrandrahana ny tany mba hambolena.
5 Fikarohana lalina ao anatin' ny tany: Nalaza taloha ny fitrandrahana volamena teto Anivon' ny riaka. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 exploitation. [1.13]
Ohatra  7  D9zhS9u4Fik&feature=player_embedded=fitrandrahana vy ao Soalala miaraka amin' ny sinoa WISCO [5.mg.http://www.youtube.com/watch?v]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12