|
|
|
|

Entrée1  toy ny
Mots élémentaires  2  toy, 3  ny
Partie du discours  4  locution
Exemples  5  Mafy toy ny vato ny foko! [2.508#298]
6  Mandeha izy toy ny hirebika [2.69#27]
7  Tsy mba manana tandroka toy ny omby izy [2.117#116]
8  toy ny hazo, matin' ny hitsiny, ary toy ny omby, matin' ny taviny [2.558]

Anagrammes  9 intoy, 10 itony, 11 toy ny

Mis à jour le 2025/09/10