|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  toto
Sokajin-teny  2  anarana
Haiendriteny 
3  Tsotra :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  21 Famotipotehana zavatra amin' ny fanazerana misesisesy loha fanoto aminy: Toto voanjo
22 Fikosehana ny vary akotry amin' ny fanazerana misesisesy loha fanoto aminy mba hialan' ny hodiny ka hahafotsy azy: Toto vary
23 Ny potiky ny zavatra nozerana loha fanoto misesisesy: Toton-tsakay
24 Famelezan' ny omby na biby hafa amin' ny fisoirany amin' ny tandrony [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  25 (toute l'île). Nom général des matières pilées dans un mortier. Exemples : toto-katsaka, toto-koba, toton-tsakay [1.196]
Voambolana  26  Haizavamaniry
Fikambanana  27  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 15 misy ny teny hoe toto

Teny iditra (2/2) 28  toto
Sokajin-teny  29  anarana
Fanazavàna teny malagasy  30 [Antambahoaka] mandeha ran'orona, velezina [1.78]
31 [Antesaka] fijininihan'ny ra an'orona [1.78]
Voambolana  32  Fahasalamana

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04