|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mitoto |
| Fototeny | 2 toto |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mamotipotika zavatra: Mitoto voanjo
5 Mikosoka ny vary akotry hialan' ny hodiny: Mitoto vary [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Fikambanana | 10 Fitenena, anaran-tany, sns miisa 3 misy io teny io |
| Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07 |
|