|
|
|
|

Teny iditra1  tory rahona ny lanitra
Singan-teny  2 tory, 3 rahona, 4 lanitra
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 feno rahona tanteraka ny manodidina, ka mety haharitra ny orana raha avy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12