|
|
|
|

Teny iditra1  tora-maso
Singan-teny  2 toraka, 3 maso
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 araka izay fitopin' ny maso no amantarana azy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 un point de vue, ce que la vue embrasse
7 un coup d'oeil
8 évaluation à vue d'oeil d'une crtaine quantité d'argent coupé, de l'agent correspondant à un objet qu'on achète [1.3]
Mpanahaka  9  tombamaso

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12