|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  tongolo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny frantsay  3 (toute l'île). Nom du bulbe des Liliaceae et autres plantes analogues. [1.196]
Voambolana  4  Haizavamaniry

Teny iditra (2/3)5  tongolo
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny malagasy  7 Karazan' anana maherihery fofona fanao fangaron-daoka ka manome tsiro tsara somary masiatsiaka; misy karazany maro ny tongolo: tongolo lay na tongolo gasy na tongolo ejipta, tongolobe na tongolo vazaha, tongolo maltso na tongolo raviny. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 an onion. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 oignon. [1.8]
10 Allium cepa L. (Amaryllidaceae) : l'oignon, introduit et cultivé comme plante alimentaire. Nom relevé par Grandidier, Malzac et de nombreux autres auteurs. Il entre dans plusieurs expressions populaires comme : Manao tongolo be fofona (faire comme l'oignon qui empeste) : sens figuré : répandre de faux bruits, des rumeurs, pour inciter les gens à la révolte. Malzac distingue plusieurs variétés : tongolobe ou tongolo lehibe, à très gros bulbe ; c'est l'oignon d'Egypte ; tongolovazaha : variétés européennes, à bulbe plus petit.. [Betsileo, Merina] [1.196]
Ohatra  11  Tsy niakatra teto Antananarivo, ny Kisoa, ny Sifotra, ny tongolo, ny Osy; [2.59#49]
12  May Dada sy Neny, ka nasesisesy ny ranomena, nampiasaina koa ny toaka gasy nasiana sira hazo sy tongolo gasy. [2.472#90]
Voambolana  13  Haizavamaniry
Kamban-teny rehetra  14  Fikambanana 7 amin' io teny io
Anarana ara-tsiansa 
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  16 Randzavola: tongolo ao amin' ny Baiboly

Teny iditra (3/3)17  tongolo
Sokajin-teny  18  anarana
Fanazavàna teny frantsay  19 Allium porrum L. (Amaryllidaceae). Le poireau cultivé comme légume. C'est plutôt cette espèce qu'on désigne sous ce nom sur la côte Ouest, car l'oignon proprement dit y pousse assez mal. [Sakalava] [1.196]
Voambolana  20  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  21 tolongo, 22 tongolo

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09