|
|
|
|

Teny iditra1  tongo-balady
Singan-teny  2 tongotra, 3 balady
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Tongo-malady na olona faingam-pandeha (teny fahita amin' ny angano); tongotry ny bonia amin' ny angano, izay faingam-pandeha izaitsizy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12