|
|
|
|

Teny iditra1  balady
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Haingam-pandeha (mitovy hevitra amin' ny malady ihany, saingy fahita indrindra amin' ny angano) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 corruption de malady, usité dans les contes [1.3]
Kamban-teny rehetra  5 tongo-balady

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09