|
|
|
|

Teny iditra1  tonery
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Zavatra lanjaina amin' ny hazo sahala amin' ny tehina ka ny ilan' ny hazo ao an-damosina ihany no misy entana fa ny eo anoloana tsindrian' ny tanana fotsiny.. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 paquet porté sur l’épaule au bout d'un bâton. [1.3#724]
Sampanteny 
Anarana :
Tambinteny :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19