|
|
|
|

Teny iditra1  mifanondro
Fototeny  2 tondro
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Ohatra  4  Zavatra tsy niainan' ny Antakay fahiny ny mifanondro molotra raha misy raharaha niaraha-nanao [2.245#82]
5  Mifampijery sy mifanondro molotra mandrakariva ireo jiolahy rehefa mihodina azy ity lehibeny voa ny an'ialahy isany, hoy ny iray [2.895#63]
Kamban-teny rehetra  6 mifanondro basy aman-defona

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09