Entrée tombony
Partie du discours nom
Définition malgache vokatra analana ny lany
¶ tombombarotra afa-karatsaka: tombombarotra analana ny hetra rehetra
¶ tombombarotr'asa: vokatra ateraky ny asa [SLP 1986]
Définition française profit, bénéfice
¶ tombony aràka ny fiantraika mihetsika: coefficient de majoration
¶ tombombarotra afa-karatsaka: bénéfice net
¶ tombombarotr'asa: profit du travail
¶ tombontsoa iombonanâ: intérêt commun [SLP 1986]
Vocabulaire 
Citations 

2009/09/09