|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tombon-tsoa |
| Singan-teny | 2 tombo, 3 soa |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 soa azo manokana
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 advantage, privilege
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 avantage, privilège
[1.8] [tombontsoa] 8 intérêt, avantage [1.13] |
| Voambolana | 9 Toe-karena: ara-bola ary fitantanana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|