|
|
|
|

Teny iditra1  tombok' orona
Singan-teny  2 tomboka, 3 orona
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 ady, famelezana mikendry ny loha toy ny adin' akoho. [1.1]
Ohatra  6  Farany, lahateny tombokorona sy tandrametaka fotsiny tany no nataony. [2.4#]
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02