|
|
|
|

Teny iditra1  tombo-tsisina
Singan-teny  2 tomboka, 3 sisina
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny frantsay  5 Gravée ou marquée au bord. La pièce de cinq francs dont l'exergue, au lieu d' être en relief, est en caractères rentrants.. [2.415#6628]
Ohatra  6  ny vola tombotsisina dia ny vola rehetra avy amin' ny antokon-tany nantsoina hoe: "Union latine" tamin' izany; [2.436#]
Voambolana  7  Toe-karena: ara-bola ary fitantanana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12