|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 sisina |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Morona: Mipetraka eo an-tsisin-dalana ny mahantra
4 Ny faritra manodidina: Esory ny sisin' ity lamba ity [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 a border [Malay sisih, side, quarter]
[1.2] 6 the edge, the border [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 le bord, la lisière, la frontière
[1.3#611] 8 bord [1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 18 sisiny |
| Kamban-teny rehetra | 19 Fikambanana 8 amin' io teny io |
| Ohabolana | 20 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/3) | 21 sisina |
| Fototeny | 22 sisy |
| Sokajin-teny | 23 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
24 Kikisana: Nosisin' ny totozy ny saonjo tao an-dakozia
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
25 qu'on enlève par petits morceaux: Nosisin' ny voalavo ity mofo ity (Ce pain a été rongé par les rats)
[1.3] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 30 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (3/3) | 31 sisina |
| Fototeny | 32 sisy |
| Sokajin-teny | 33 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
34 Ahitsy, atao mahitsy mitovy tantana: Tsy nosisiny tsara ilay hazofisaka ka nivaona
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
35 to be straightened
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
36 qu'on redresse
[1.3] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 41 siansy, 42 sinasy, 43 sinisa, sisina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|