| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra | 1 tola-kitsiny | 
| Singan-teny | 2tolaka, 3hitsy | 
| Sokajin-teny | 4 anarana na mpamaritra | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
5 Fanalana ny tena amin' ny fiampangana ny hafa, fanalan-tsiny ny tena amin' ny fiampangana ny sasany resy amin' ny hitsiny fa tsy nety nanaraka ny toro hevitry ny hafa [1.1]  | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
6 action de se disculper en accusant quelqu'un vaincu dans son droit pour avoir refusé de justes conseils [1.3]  | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 | 
 |