| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra | 1 tolaka andro | 
| Singan-teny | 2tolaka, 3andro | 
| Sokajin-teny | 4 kambanteny | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
5 mby efa tsy mahery intsony ny hainandro, efa ivaiva ny masoandro [1.1] | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
6 lorsque le soleil baisse; après deux heures du soir [1.3] | 
| Voambolana | 7 Fotoana | 
| Fivaditsoratra | 8 tandrokoala, 9 tolaka andro | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 | 
 |