Entrée | tohan-karatra | |
Mots élémentaires | tohana ; karatra | |
Partie du discours | locution | |
Explications en malgache | Ilazana ny hazo manohana ny haratra amin' ny tafontrano ary anambarana koa ny safeli-teny amin' ny lahateny izay misy hafetsena hoentina mandresy lahatra [1.1] | |
Explications en français | échantignole [1.13] | |
Mis à jour le 2023/08/19 |