|
|
|
|

Teny iditra1  tohan' aina
Singan-teny  2 tohana, 3 aina
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 ilazana ny sakafo na ny fitafiana atao famonjena, ny sikina ahodidina ny valahana. [1.1]

Fivaditsoratra  6 iantohana, 7 itohanana, 8 tohan' aina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12