|
|
|
|

Teny iditra1  tinonta
Fototeny  2 tonta
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Voatonta, tontaina: Betsaka izay biriky notinontany androany izay. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 entassé, frappé, pressé, imprimé. [1.3#728]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
Tovy hevitra  9 voatonta

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12