Entrée tinataka (tataka)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Voatataka, notatahana, rovitra azon-javatra: Notinataky ny tsilo tetsy am-bavahady ny akanjoko [1.1]
Explications en français Décousu, entaillé [1.3]
Morphologie 
Présent : tinataka, tinatako, tinatakao, tinatany, tinatatsika, tinatakay, tinatakareo, tinatak', tinata-
Passé : notinataka, notinatako, notinatakao, notinatany, notinatatsika, notinatakay, notinatakareo, notinatak', notinata-
Futur : hotinataka, hotinatako, hotinatakao, hotinatany, hotinatatsika, hotinatakay, hotinatakareo, hotinatak', hotinata-
Synonymes voatataka

Mis à jour le 2021/02/26