|
|
|
|

Teny iditra1  tinampoka
Fototeny  2 tampoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 voatampoka, notampohina: Notinampok' i Rainy Ikoto ka tsy nahateny. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 surpris par l’arrivée de quelqu’un.
6 à quoi on a ajouté de l’eau. [1.3#664]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
Tovy hevitra  10 voatampoka

Fivaditsoratra  11 mpiantoka, 12 mpikatona, 13 mpikotana, 14 mpitakona, 15 mpitokana, 16 mpitonàka, 17 tinampoka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12