|
|
|
|

Teny iditra1  tinampina
Fototeny  2 tampina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 voatampina, tampenana, tsentsenana, sakanana: Efa notinampinao ve ilay lava-boalavo atsy. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 qu’on a fermé, bouché, obstrué. [1.3#662]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
Tovy hevitra  9 voatampina

Fivaditsoratra  10 mpitanina, 11 tinampina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12