|
|
|
|

Teny iditra1  tia ihany ka be safary
Singan-teny  2 tia, 3 ihany, 4 ka, 5 be, 6 safary
Sokajin-teny  7  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  8 miolakolaka ohatra ny mody tsy tia, kanefa tia fatratra [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12