|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 tevy
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fanapahana sy fandorana hazo eny an' ala mba hiasana ny tany nialany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 (surtout Sud-Est). Défrichement de la forêt ; culture sur brûlis ; comme tavy [1.196]
Ohatra  5 Fa ny somary nanahirankirana anay kely angaha tamin'ny tevy ala dia ny biby. [2.643#56]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Ohabolana  16 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)17 tevy
Sokajin-teny  18 anarana
Fanazavàna teny frantsay  19 Au sens figuré et dans toute l'île, ce mot a pris la signification de : action de dissiper follement son bien, de dilapider son capital. Ceci montre assez que les anciens Malgaches considéraient la destruction de la forêt comme une calamité. Les Malgaches modernes en ont malheureusement moins conscience. [1.196]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02