|
|
|
|

Teny iditra1  mpitevy
Fototeny  2 tevy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny frantsay  4 celui qui défriche la forêt. [1.3#701]
Ohatra  5  Ary ireo mpitevy ala malagasy dia hanana antom-pivelomana azo antoka. [2.503#32]
6  mpitevy ala ny rainy, asan' ny mahantra izany tany amin' ny faritra nisy azy talohan' ny ady lehibe. [1.369#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12