|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tetik' ady |
| Singan-teny | 2 tetika, 3 ady |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 tetika atao mba hahombiazana amin' ny ady; hevitra voalamin' ny mpitari-tafika ho enti-mandresy ny fahavalo
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 stratégie
[1.5] |
| Ohatra |
7 Dia nipetraka nanoko hevitra sy nanao tetik'ady aloha izy, fa tsy nandroso intsony.
[2.324]
8 Ary araka izany no nampandriany ny tetik' ady. [2.472] |
| Tovy hevitra | 9 paik' ady |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|