Entrée tetezamita
Mots élémentaires tetezana ; mita
Partie du discours nom
Explications en malgache Fotoana andalovana raha misy toe-javatra miova ka tsy vita avy hatrany ny fiovana fa tsy maintsy mandeha miandalandalana. Fotoana na fomba manelanelana fotoana na fomba roa izay toa tetezana mampita avy amin' ny anankiray mankamin' ny faharoa: Taorian' ny namonoan' ny sasany ny Filoham-pirenena Kolonely Ratsimandraoa, dia nisy tetezamita nitondran' antokon' olona nomena anarana hoe "directoire [1.1]
Explications en français Transition [1.13]
Analogues  tetezamitatra

Mis à jour le 2023/08/19