|
|
|
|

Teny iditra1  teny tsy loa-body
Singan-teny  2 teny, 3 tsy, 4 loaka, 5 vody
Sokajin-teny  6  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  7 fitenenana tsy mazava loatra fa misy afinafenina;
8 teny tsy lazaina manontolo, fa tapahina eo an-tenatenany ary misy heviny afenina
9 Safeli-teny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 an indirect allusion [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 allusion indirecte [1.8]
12 paroles dont le sens est ambigu. Allusion [1.5]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17