| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra | 1 tendrena | 
| Fototeny | 2tendry | 
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
4 Kasihina amin' ny loharantsana: Notendreko ny sorony dia niherika izy (zavamaneno fitendry) Kasihina mba hamoaka feo: Notendreny ilay gitara ka nangina daholo ny tao an-trano Tondroin' ny lehibe na ny fanjakana hanao zavatra na hiasa amin' ny toerana iray: Tamin' ny 1972 izy no notendrena ho any Toamasina Asiana mari-tsindrimpeo: Tokony hotendrena ny "a" faharoa amin' ny teny hoe "lalàna" Ihinanana kely [1.1]  | 
| Haiendriteny | 
  | 
| Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny io | 
| Fivaditsoratra | 10 tandrene, 11 tendrena | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 | 
 |