| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Fizahan-teny | 
  | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana misy ny teny hoe : tendrena | |||||||||||||||||||||
| Ohabolana 1 | Ibango aza adala: izay manendry azy dia tendreny. [2.165]
 Ibango aza adala, izay manendry azy mba tendreny. [2.415 #2034, 2.653 #1105] Ibango aza adala : izay manendry mba tendreny koa. [2.558 #1391]  | ||||||||||||||||||||
| Dikanteny frantsay | Ibango est folle, la pauvre : ceux qui la désignent comme telle, elle les montre aussi du doigt.  [2.415 #2034]
 Même Ibango le sot touche ceux qui le touchent. [2.165]  | ||||||||||||||||||||
| Fanazavana frantsay | Et combien plus ceux qui ne sont pas sots rendent-ils les coups! [2.165]
 Il ne faut pas en vouloir à une folle. [2.415 #2034]  | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana 2 | Tiako tahaky ny voatavo hianao : lena hianao haniko ; maina hianao ataoko zinga ; vaky hianao, ataoko toham-baliha hotendreko eroa amoron-dalana. [2.415 #5142] | ||||||||||||||||||||
| Dikanteny frantsay | Je vous aime comme la citrouille : fraîche je vous mange, sèche je fais de vous une tasse à puiser l' eau, cassée je fais de vous un chevalet de guitare pour jouer doucement au bord des routes. [2.415 #5142] | ||||||||||||||||||||
| Fanazavana frantsay | Paroles d' amoureux. [2.415 #5142] | ||||||||||||||||||||
| Fizahan-teny | 
  | ||||||||||||||||||||
| 
 |