|
|
|
|

Teny iditra1  telonjato
Singan-teny  2 telo, 3 zato
Sokajin-teny  4  mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  5 three hundred. [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 trois cent. [3.1]
Isam-pirenena  7 300.
8 CCC. [3.1]
Ohatra  9  Rahefa mety ny atao, mahatratra hatramin' ny telonjato kilao na mihoatra aza! [2.471]
Voambolana  10  Matematika: rafitrisa
Tsanganana sy sary iray takila  11  Ny isa
Lahatsoratra  12 Andriamihaja: Fanisana vaovao

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12