|
|
|
|

Teny iditra1 tefintefina
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Hamailamailahana sy fipentsompentsonana hitsabaka amin' ny raharahan' ny sasany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 loquacité, babil, empressement pour parler, pour se mêler des affaires d'autrui [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19